samedi 9 août 2014

Averina eto indray

Hira

jeudi 9 septembre 2010

Injany fa miantso

lundi 30 août 2010

Hanaraka anao

Andrakandrana. Hita hoe tsy afaka mihira tsara raha vao sady mitendry live.

mercredi 18 août 2010

Eny ambanivohitra eny

Ity izany ny lahatsoratra voalohany nanandramana an'ilay Yamaha PSR 323. Mbola tsy ao mihitsy. Ny tanana votsa, ny fahaizana tsy misy. Fa izany hoe apetrako ato ihany hijerena ny fivoarana misy.