mercredi 18 août 2010

Eny ambanivohitra eny

Ity izany ny lahatsoratra voalohany nanandramana an'ilay Yamaha PSR 323. Mbola tsy ao mihitsy. Ny tanana votsa, ny fahaizana tsy misy. Fa izany hoe apetrako ato ihany hijerena ny fivoarana misy.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire